FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 33:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa hoy izy: “Izaho mihitsy no hiaraka aminao,+ ary hataoko mandry feizay ianao.”+

  • Levitikosy 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hampisy fiadanana eo amin’ilay tany aho,+ ka hatory ianareo nefa tsy hisy hampangovitra anareo.+ Tsy havelako hiditra eo amin’ny taninareo intsony ny bibidia masiaka,+ ary tsy hisy sabatra hitety ny taninareo.+

  • Josoa 21:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ary nataon’i Jehovah mandry feizay+ teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo, araka izay nianianany+ tamin’ny razan’izy ireo, ka tsy nisy nahatohitra azy ny fahavalony rehetra, na iray aza.+ Efa natolotr’i Jehovah teo an-tanany avokoa ny fahavalony rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara