FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 27:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+

  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Deoteronomia 29:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa hosarahin’i Jehovah+ amin’ny foko rehetran’ny Israely izy mba hanjo azy ny loza, araka ny ozona rehetra ao amin’ilay fifanekena voasoratra ato amin’ity boky misy ny lalàna ity.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara