24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+
34 ary azontsika daholo ny tanànany tamin’izay fotoana izay, ka naringantsika tanteraka+ ny tanàna tsirairay sy ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny ankizy madinika. Tsy nasiantsika niangana izy na iray aza.