FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ny mpanjakan’i Eglona,+ iray; ny mpanjakan’i Gazera,+ iray;

  • Josoa 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tsy noroahin’izy ireo ny Kananita+ monina ao Gazera.+ Koa mbola monina any Efraima ihany ny Kananita mandraka androany,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+

  • Josoa 21:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa nomena azy ny tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Sekema+ sy ny kijanany+ eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary koa Gazera+ sy ny kijanany,

  • Mpitsara 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy nandroaka an’ireo Kananita nonina tao Gazera koa ny fokon’i Efraima, ka mbola niara-nonina taminy tao Gazera ireny.+

  • 1 Mpanjaka 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 I Farao mpanjakan’i Ejipta no niakatra namabo ny tanànan’i Gazera ary nandoro azy. Dia novonoiny ny Kananita+ nonina tao, ary nomeny an-janany vavy,+ vadin’i Solomona, ilay tanàna ho fanomezana fanaovam-beloma azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara