Deoteronomia 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haringanao tanteraka ny firenena rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Aoka tsy hiantra azy+ ny masonao ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+ Josoa 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Navelan’i Jehovah hikiribiby+ mantsy izy ireo mba hiadian’izy ireo amin’ny Israely. Amin’izay dia hatokana haringana izy ireo ka tsy hahazo indrafo,+ fa haripaka tanteraka, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+
16 Haringanao tanteraka ny firenena rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Aoka tsy hiantra azy+ ny masonao ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+
20 Navelan’i Jehovah hikiribiby+ mantsy izy ireo mba hiadian’izy ireo amin’ny Israely. Amin’izay dia hatokana haringana izy ireo ka tsy hahazo indrafo,+ fa haripaka tanteraka, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+