FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy misy azo avotana koa ny olona voatokana, izany hoe izay olona efa natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+

  • Josoa 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nobaboin’i Josoa avokoa ny tanànan’ireo mpanjaka ireo mbamin’ny mpanjakany rehetra, ka nasiany tamin’ny lelan-tsabatra.+ Naringany tanteraka+ izy ireo, araka izay nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.+

  • Josoa 24:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ‘“Avy eo dia niampita an’i Jordana ianareo,+ ka tonga tao Jeriko.+ Ary niady taminareo ny mponina* tao Jeriko, sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Natolotro teo an-tananareo anefa ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara