Deoteronomia 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Amboary ny lalana mankany, ary zarao ho telo ilay faritany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho fanananao, ary any no handosiran’izay nahafaty olona.+
3 Amboary ny lalana mankany, ary zarao ho telo ilay faritany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho fanananao, ary any no handosiran’izay nahafaty olona.+