FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo.

  • Deoteronomia 22:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 dia halain’ny rain-drazazavavy sy ny reniny ny porofo naha virjiny an-drazazavavy, ka hoentiny any amin’ny anti-panahin’ny tanàna, eny am-bavahadin’ny tanàna.+

  • Rota 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary niakatra ho eny am-bavahady+ i Boaza, ka nipetraka teny. Dia nandalo ilay mpanavotra voalazany,+ ka hoy izy: “Ô ry ingahy a! Mba mivilia re hipetrapetraka eto e!” Koa nivily io ary nipetraka.

  • Joba 29:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fony aho nankeo am-bavahadin’ny tanàna,+

      Ka nanomana ny toerako teo amin’ny tany malalaky ny tanàna!+

  • Ohabolana 31:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Be mpahafantatra eny am-bavahady+ ny vadiny,+ rehefa miara-mipetraka amin’ny anti-panahin’ny tanàna.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara