Genesisy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia tonga teo amin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra tamin’ny alina, ka niteny hoe: “Ho faty ianao noho ny amin’io vehivavy nalainao io.+ Efa misy tompony mantsy izy, satria vadin’olona.”+ Deoteronomia 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amim-behivavy vadin’olona,+ dia miaraka vonoina ho faty izy roa, na ilay lehilahy nanao firaisana tamin’ilay vehivavy na ilay vehivavy.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+ 2 Samoela 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa henon’ny vadin’i Oria fa maty i Oria vadiny, dia nitomany+ azy izy.+ 1 Korintianina 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ankoatra izany, dia tsy noforonina ho an’ny vehivavy ny lehilahy, fa ny vehivavy no noforonina ho an’ny lehilahy.+
3 Dia tonga teo amin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra tamin’ny alina, ka niteny hoe: “Ho faty ianao noho ny amin’io vehivavy nalainao io.+ Efa misy tompony mantsy izy, satria vadin’olona.”+
22 “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amim-behivavy vadin’olona,+ dia miaraka vonoina ho faty izy roa, na ilay lehilahy nanao firaisana tamin’ilay vehivavy na ilay vehivavy.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+
9 Ankoatra izany, dia tsy noforonina ho an’ny vehivavy ny lehilahy, fa ny vehivavy no noforonina ho an’ny lehilahy.+