FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa nipetraka izy ireo, ary niara-nihinana sy nisotro teo. Dia hoy ny rain-dravehivavy tamin-dralehilahy: “Mba mijanòna re anio alina e,+ ary aoka ho faly ny fonao.”+

  • Mpitsara 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nitsangana mba hanainga ralehilahy+ sy ilay vadikeliny+ ary ilay mpanompony.+ Fa hoy ny rafozany, rain-dravehivavy, taminy: “Jereo fa efa folaka ny andro ka efa ho hariva. Koa matoria re atỳ ianareo anio alina e!+ Efa hilentika ny masoandro ka matoria atỳ, ary aoka ho faly ny fonao.+ Ary rahampitso dia hifoha maraina ianareo, ka handeha hody any amin’ny tranolainao.”

  • Salamo 104:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+

      Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+

      Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara