2 Tantara 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda. Ezra 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nanao antso avo aho hoe hisy fifadian-kanina teo amin’ny reniranon’i Ahava, mba hahafahanay hanetry tena+ teo anatrehan’Andriamanitray, ka hangatahana azy hitarika ny dianay+ miaraka amin’ny zanakay madinika+ sy ny fanananay rehetra. Joela 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+ Angony ho ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo ny anti-panahy sy izay rehetra monina eto.+ Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.+
3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda.
21 Dia nanao antso avo aho hoe hisy fifadian-kanina teo amin’ny reniranon’i Ahava, mba hahafahanay hanetry tena+ teo anatrehan’Andriamanitray, ka hangatahana azy hitarika ny dianay+ miaraka amin’ny zanakay madinika+ sy ny fanananay rehetra.
14 Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+ Angony ho ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo ny anti-panahy sy izay rehetra monina eto.+ Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.+