2 Tantara 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nandritra izany fotoana izany, dia nijoro teo anatrehan’i Jehovah+ ny lehilahy rehetra tao Joda mbamin’ny vady aman-janany, hatramin’ny ankizy madinika.+ Nehemia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’io volana+ io, dia nivory ny zanak’Israely, ka nifady hanina+ sy nitafy lamba gony+ ary nihosim-bovoka.+
13 Nandritra izany fotoana izany, dia nijoro teo anatrehan’i Jehovah+ ny lehilahy rehetra tao Joda mbamin’ny vady aman-janany, hatramin’ny ankizy madinika.+
9 Tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’io volana+ io, dia nivory ny zanak’Israely, ka nifady hanina+ sy nitafy lamba gony+ ary nihosim-bovoka.+