Eksodosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona,+ naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Tatỳ aoriana ravehivavy dia niteraka an’i Finehasa+ taminy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+ Nomery 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Raha vao nahita izany i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, dia nitsangana avy hatrany avy teo amin’ny vahoaka izy ka naka lefona. Josoa 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nirahin’ny+ zanak’Israely i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, hankany amin’ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, tany Gileada. Josoa 24:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary maty koa i Eleazara zanak’i Arona.+ Koa nalevina tany amin’ny Havoanan’i Finehasa zanany izy,+ dia ilay havoana izay nomeny azy teny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Salamo 106:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nijoro anefa i Finehasa ka niditra an-tsehatra,+Dia nitsahatra ilay loza.
25 Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona,+ naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Tatỳ aoriana ravehivavy dia niteraka an’i Finehasa+ taminy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+
7 Raha vao nahita izany i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, dia nitsangana avy hatrany avy teo amin’ny vahoaka izy ka naka lefona.
13 Ary nirahin’ny+ zanak’Israely i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, hankany amin’ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, tany Gileada.
33 Ary maty koa i Eleazara zanak’i Arona.+ Koa nalevina tany amin’ny Havoanan’i Finehasa zanany izy,+ dia ilay havoana izay nomeny azy teny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.