Mpitsara 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Avy hatrany, dia nangonin’i Sisera daholo ny kalesin’adiny sivinjato nisy lelan’antsy,+ sy ny olony rehetra, mba hiala tao Harosetan’ireo firenena ka ho any amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona.+ Salamo 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+
13 Avy hatrany, dia nangonin’i Sisera daholo ny kalesin’adiny sivinjato nisy lelan’antsy,+ sy ny olony rehetra, mba hiala tao Harosetan’ireo firenena ka ho any amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona.+
3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+