2 Dia hoy i Jehovah tamin’i Gideona: “Maro loatra ny olona miaraka aminao, ka tsy hatolotro eo an-tanan’ireo ny Midianina,+ sao hirehareha+ momba izany ny Israely, ka hilaza amiko hoe: ‘Ny tanako ihany no namonjy ahy.’+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+