FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary tamin’ny andro fahefatra, dia hoy ireo tamin’ny vadin’i Samsona: “Fetseo ny vadinao mba hilazany aminay ny valin’ilay ankamantatra.+ Fa raha tsy izany, dia hodoranay ianao sy ny ankohonan-drainao.+ Ny hakana ny fanananay+ angaha no nanasanareo anay ho eto?”

  • Mpitsara 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy ny Filistinina: “Fa iza no nanao an’izao?” Ary nisy niteny hoe: “I Samsona, vinantolahin’ilay Timnita, satria nalain’ny rafozandahiny ny vadiny ka nomeny ho an’ilay lehilahy mpanotrona azy.”+ Dia niakatra ny Filistinina ka nandoro an-dravehivavy sy ny rainy.+

  • 2 Tantara 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa navahan’i Amazia mba halefa hody ireo miaramila avy tany Efraima tonga niaraka taminy. Tezitra mafy tamin’ny Joda anefa izy ireo, ka nody tamin-katezerana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara