FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ireto ny any atsimo: Ny tany rehetran’ny Kananita; i Meara izay an’ny Sidonianina,+ hatrany Afeka ka hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Amorita;

  • Josoa 19:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 ary nitohy hatrany Ebrona sy Rehoba sy Hamona sy Kana ary hatrany Sidona,+ izay be mponina.

  • Mpitsara 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny andriana dimy mpiray dinan’ny+ Filistinina,+ ny Kananita+ rehetra, ary ny Sidonianina+ sy ny Hivita+ nonina tany an-tendrombohitra Libanona,+ nanomboka tany an-tendrombohitra Bala-hermona+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+

  • Mpitsara 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 sy ny Sidonianina+ sy ny Amalekita+ ary ny Midianina+ ve no namonjeko anareo, rehefa nampahory anareo ireny,+ ka nitaraina mafy tamiko ianareo?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara