1 Samoela 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia nanjary niraiki-po be+ tamin’i Davida i Jonatana,+ ka tia azy toy ny tenany mihitsy.+ 1 Samoela 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jonatana zanak’i Saoly kosa anefa tia be an’i Davida.+ Koa hoy izy tamin’i Davida: “Mitady hamono anao i Saoly raiko. Koa mitandrema re rahampitso maraina e, ary mijanòna any amin’ny toerana tsisy mahita ka miafena.+
18 Raha vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia nanjary niraiki-po be+ tamin’i Davida i Jonatana,+ ka tia azy toy ny tenany mihitsy.+
2 I Jonatana zanak’i Saoly kosa anefa tia be an’i Davida.+ Koa hoy izy tamin’i Davida: “Mitady hamono anao i Saoly raiko. Koa mitandrema re rahampitso maraina e, ary mijanòna any amin’ny toerana tsisy mahita ka miafena.+