Levitikosy 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa ireny no hahatonga anareo haloto. Ary haloto mandra-paharivan’ny andro+ izay mikasika ny fatin’ireny. Levitikosy 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hanasa ny akanjony izay mikasika ny fandrianan’ilay olona, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+ Levitikosy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Ary raha misy tsirinaina+ mivoaka amin’ny lehilahy, dia hanasa ny tenany manontolo amin’ny rano izy. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy. Levitikosy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Raha misy vehivavy nanaovan-dehilahy firaisana ka nandefasany tsirinaina, dia handro amin’ny rano izy ireo. Haloto+ mandra-paharivan’ny andro izy ireo. Nomery 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haloto fito andro ny olona rehetra eny an-tsaha, izay mikasika olona matin-tsabatra+ na faty na taolam-paty+ na fasana.
24 Koa ireny no hahatonga anareo haloto. Ary haloto mandra-paharivan’ny andro+ izay mikasika ny fatin’ireny.
5 Hanasa ny akanjony izay mikasika ny fandrianan’ilay olona, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+
16 “‘Ary raha misy tsirinaina+ mivoaka amin’ny lehilahy, dia hanasa ny tenany manontolo amin’ny rano izy. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.
18 “‘Raha misy vehivavy nanaovan-dehilahy firaisana ka nandefasany tsirinaina, dia handro amin’ny rano izy ireo. Haloto+ mandra-paharivan’ny andro izy ireo.
16 Haloto fito andro ny olona rehetra eny an-tsaha, izay mikasika olona matin-tsabatra+ na faty na taolam-paty+ na fasana.