1 Samoela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary momba ilay resaka nifanaovantsika sy ianao iny,+ dia enga anie i Jehovah no ho vavolombelona amiko sy aminao mandritra ny fotoana tsy voafetra!”+ 1 Samoela 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy. Ary mbola nitoetra tao Horesa i Davida, fa i Jonatana kosa lasa nody. 2 Samoela 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+
23 Ary momba ilay resaka nifanaovantsika sy ianao iny,+ dia enga anie i Jehovah no ho vavolombelona amiko sy aminao mandritra ny fotoana tsy voafetra!”+
18 Dia nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy. Ary mbola nitoetra tao Horesa i Davida, fa i Jonatana kosa lasa nody.
7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+