FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Afaka namono ho faty ny ankohonan-draiko manontolo ny mpanjaka tompoko, nefa dia napetrakao ho isan’ireo mihinana eo an-databatrao ny mpanomponao.+ Koa inona intsony moa no zo ananako, ka mbola hitarainako+ amin’ny mpanjaka?”

  • 1 Mpanjaka 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Fa anehoy hatsaram-panahy feno fitiavana kosa ireo zanakalahin’i Barzilay+ Gileadita, ka aoka ho anisan’izay mihinana eo amin’ny latabatrao+ izy ireo. Tsara fanahy tamiko mantsy izy ireo ka nanampy+ ahy fony aho nandositra teo anoloan’i Absaloma rahalahinao.+

  • Ohabolana 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hovalian-tsoa* ny olona* malala-tanana,+ ary izay manao soa be dia be, dia handray soa be dia be koa.+

  • Isaia 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny olona malala-tanana kosa manome torohevitra mahatonga halala-tanana, ary halala-tanana foana koa izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara