Genesisy 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nataony hoe Betela*+ ny anaran’izany toerana izany. Lozy anefa no anaran’ilay tanàna taloha.+ Genesisy 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ho tranon’Andriamanitra ity vato naoriko ho tsangambato ity.+ Ary tsy maintsy homeko anao ny ampahafolon’izay rehetra homenao ahy.”+ 1 Samoela 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nandeha nitety an’i Betela+ sy Gilgala+ ary Mizpa+ izy isan-taona, ka nitsara ny Israely+ tao amin’ireny toerana rehetra ireny.
22 Ary ho tranon’Andriamanitra ity vato naoriko ho tsangambato ity.+ Ary tsy maintsy homeko anao ny ampahafolon’izay rehetra homenao ahy.”+
16 Dia nandeha nitety an’i Betela+ sy Gilgala+ ary Mizpa+ izy isan-taona, ka nitsara ny Israely+ tao amin’ireny toerana rehetra ireny.