FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no tany sisa mbola tsy azo:+ Ny faritra rehetran’ny Filistinina+ sy ny Gesorita,+

  • Mpitsara 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ireo firenena+ ireo no navelan’i Jehovah teo mba hitsapana+ ny Israelita, izany hoe izay rehetra mbola tsy nahita ny ady natao tany Kanana.+

  • Mpitsara 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny andriana dimy mpiray dinan’ny+ Filistinina,+ ny Kananita+ rehetra, ary ny Sidonianina+ sy ny Hivita+ nonina tany an-tendrombohitra Libanona,+ nanomboka tany an-tendrombohitra Bala-hermona+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+

  • 1 Samoela 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Rahampitso tokotokony ho amin’ny ora toy izao, dia halefako atỳ aminao ny lehilahy iray avy any amin’ny tanin’i Benjamina.+ Koa hosory+ ho mpitarika ny Israely oloko izy. Hamonjy ny oloko eo an-tanan’ny Filistinina izy,+ satria efa hitako ny fahorian’ny oloko ary efa tonga atỳ amiko ny fitarainany.”+

  • 1 Samoela 14:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Ary nihamafy hatrany ny fanafihana an’ireo Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Koa nalain’i Saoly izay lehilahy matanjaka na olona mahery fo hitany.+

  • Amosa 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Tsy mitovy amin’ny taranaky ny Kosita ihany ve ianareo amiko, ry zanak’Israely?’, hoy i Jehovah. ‘Tsy nentiko niakatra avy tany Ejipta ve ny Israely,+ ary avy tany Kreta ny Filistinina,+ ary avy tany Kira i Syria?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara