Salamo 120:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 120 I Jehovah no nantsoiko tao anatin’ny fahoriako,+Dia namaly ahy izy.+ Salamo 142:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 142 Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hiantso vonjy.+Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hitalaho famindram-po.+ Jona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+
142 Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hiantso vonjy.+Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hitalaho famindram-po.+
2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+