2 Samoela 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly dia naka an’i Isboseta+ zanak’i Saoly, ka nitondra azy niampita nankany Mahanaima,+ 2 Samoela 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary i Saoly nanana vadikely nantsoina hoe Rizpa,+ zanakavavin’i Aia.+ Tatỳ aoriana, dia hoy i Isboseta+ tamin’i Abnera: “Fa nahoana ianao no nanao firaisana tamin’ny vadikelin-draiko?”+
8 Ary i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly dia naka an’i Isboseta+ zanak’i Saoly, ka nitondra azy niampita nankany Mahanaima,+
7 Ary i Saoly nanana vadikely nantsoina hoe Rizpa,+ zanakavavin’i Aia.+ Tatỳ aoriana, dia hoy i Isboseta+ tamin’i Abnera: “Fa nahoana ianao no nanao firaisana tamin’ny vadikelin-draiko?”+