23 Fa handeha eo alohanao ilay anjeliko ka hitondra anao ho any amin’ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hivita ary ny Jebosita, dia haringako tokoa ireo.+
8 Ary niady tamin’i Jerosalema+ ny taranak’i Joda, ka azon’izy ireo ilay tanàna. Koa nasian’izy ireo tamin’ny lelan-tsabatra ny tao an-tanàna, fa ny tanàna kosa nodorany.