FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia notapahin’izy ireo ny lohan’i Saoly,+ ary nalainy ny fiadiany. Ary naniraka olona ho any amin’ny tanin’ny Filistinina manodidina izy ireo, hilaza izany+ tany amin’ireo tranon’ny sampiny+ sy tamin’ny vahoaka.

  • Salamo 115:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Manan-tanana, fa tsy mahatsapa.+

      Manan-tongotra, fa tsy mandeha.+

      Ary tsy mahavoaka feo ny tendany.+

  • Isaia 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Amin’izany andro izany, dia harian’ny olona any amin’ny voalavo tsokotsoko vava sy ny ramanavy ny andriamaniny volafotsy tsy misy fotony, sy ny andriamaniny volamena tsy misy dikany izay nataony hiankohofana,+

  • Habakoka 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Inona no soa entin’ny sary sokitra+ nefa ilay namorona azy ihany no nanao sokitra azy? Ary inona no soa entin’ny sarivongana metaly sy ny mpampianatra lainga+ nefa ilay namorona azy ihany no natoky azy,+ ka nanao andriamanitra tsy misy dikany sady moana?+

  • 1 Korintianina 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara