FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary homeko an’i Arona sy ny zanany ny Levita, izay nalaina avy amin’ny zanak’Israely.+ Omena hanao ny fanompoana tokony hataon’ny zanak’Israely ao amin’ny tranolay fihaonana izy ireo,+ sady handrakotra ny fahotan’ny zanak’Israely, mba tsy hisy loza hanjo ny zanak’Israely+ noho ny nanatonany ny toerana masina.”

  • 1 Tantara 23:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Anisan’ny fanompoana nataon’izy ireo tao an-tranon’i Jehovah koa ny fiambenana+ ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina,+ ary ny fiambenana ny taranak’i Arona rahalahin’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara