FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha vao tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,+ dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!”

  • 1 Tantara 27:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 I Ahitofela+ no mpanolo-tsain’ny+ mpanjaka, ary i Hosay+ Arkita+ no naman’ny mpanjaka.+

  • Ohabolana 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara