53 Hitsara antsika anie ny andriamanitr’i Abrahama+ sy ny andriamanitr’i Nahora,+ dia ilay andriamanitry ny rain’izy ireo!” Fa i Jakoba kosa nianiana tamin’ilay Atahoran’i Isaka rainy.+
9 Ary hoy i Jakoba: “Ry Andriamanitr’i Abrahama raiko sy Andriamanitr’i Isaka raiko ô!+ Jehovah ô! Ianao no niteny tamiko hoe: ‘Miverena any amin’ny taninao sy any amin’ny havanao, fa hanisy soa anao aho.’+
3 Ary hoy koa Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra,+ ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao any.+