Jona 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary i Jehovah Andriamanitra nampaniry voatavomonta* handady hiakatra, mba hanalokaloka ny lohan’i Jona sy hanamaivamaivana ny fahoriany.+ Koa nahafaly an’i Jona tokoa ilay voatavomonta.
6 Ary i Jehovah Andriamanitra nampaniry voatavomonta* handady hiakatra, mba hanalokaloka ny lohan’i Jona sy hanamaivamaivana ny fahoriany.+ Koa nahafaly an’i Jona tokoa ilay voatavomonta.