Ohabolana 27:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tsy ho eo mandritra ny fotoana tsy voafetra ny harena,+ ary tsy haharitra ho an’ny taranaka rehetra hifandimby ny diadema. 1 Timoty 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izay tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy+ sy ny fandrika ary ny faniriana maro tsy misy antony sady manimba,+ izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fanimban-tena.+
24 Fa tsy ho eo mandritra ny fotoana tsy voafetra ny harena,+ ary tsy haharitra ho an’ny taranaka rehetra hifandimby ny diadema.
9 Fa izay tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy+ sy ny fandrika ary ny faniriana maro tsy misy antony sady manimba,+ izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fanimban-tena.+