2 Tantara 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Henoy ny fitalahoan’ny mpanomponao+ sy ny Israely olonao, rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity izy ireo.+ Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao,+ eny, mihainoa ka mamelà heloka!+ Salamo 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Avy any an-danitra i Jehovah no mitazana,+Ka hitany ny zanak’olombelona rehetra.+
21 Henoy ny fitalahoan’ny mpanomponao+ sy ny Israely olonao, rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity izy ireo.+ Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao,+ eny, mihainoa ka mamelà heloka!+