FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 45:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary samy nomeny lamba fitafy+ iray avy izy ireo, fa i Benjamina kosa nomeny farantsa volafotsy telonjato sy lamba fitafy dimy.+

  • Mpitsara 14:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy izy tamin’ireo: “Mamelà ahy hanao ankamantatra aminareo.+ Koa raha holazainareo amiko ny valiny ao anatin’ny fito andro+ anaovana ny fanasambe, ka hitanareo tokoa ny valiny, dia homeko akanjo anatiny telopolo sy fitafiana telopolo ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara