FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 45:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary samy nomeny lamba fitafy+ iray avy izy ireo, fa i Benjamina kosa nomeny farantsa volafotsy telonjato sy lamba fitafy dimy.+

  • Mpitsara 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia niasa tamin’i Samsona ny fanahin’i Jehovah,+ ka nidina nankany Askelona+ izy, ary namono lehilahy telopolo tao. Dia nesoriny ny fitafian’ireny, ka nomeny an’ireo nilaza ny valin’ilay ankamantatra.+ Ary mbola tezitra be foana i Samsona, ka nandeha niakatra ho any an-tranon-drainy.

  • 2 Mpanjaka 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy ny mpanjakan’i Syria: “Mandehana mankany, fa hampitondra taratasy ho any amin’ny mpanjakan’ny Israely aho.” Dia lasa izy sady nitondra+ talenta volafotsy folo, sy sekely volamena+ enina arivo, ary akanjo+ impolo miova.

  • 2 Mpanjaka 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hoy i Gehazy: “Tsy misy maninona, fa nirahin’ny tompoko+ aho+ hilaza hoe: ‘Misy zatovo roa lahy zanaky ny mpaminany vao tonga atỳ amiko izao, ary avy any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima izy ireo.+ Koa mba omeo talenta* volafotsy iray sy akanjo indroa miova izy ireo, azafady.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara