FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Sitrano ny marary,+ atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia. Efa nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.+

  • 1 Korintianina 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Inona àry no valisoako? Izao: Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manolotra izany maimaim-poana,+ mba tsy hanararaotako ny zoko avy amin’ny fitoriana ny vaovao tsara.

  • 2 Korintianina 11:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nony teo aminareo anefa aho ka tsy nanana, dia tsy tonga enta-mavesatra na ho an’iza na ho an’iza+ aho, fa ireo rahalahy avy eto Makedonia+ no nanome izay tsy nananako, sady nanome ahy be dia be. Eny, niezaka ny tsy ho tonga enta-mavesatra ho anareo tamin’ny lafiny rehetra aho, ary mbola hiezaka hanao izany ihany.+

  • Apokalypsy 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary miteny tsy an-kijanona ny fanahy+ sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary aoka izay mandre hilaza hoe: “Avia!”+ Ary aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara