FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha mbola nandeha izy ireo, sady niresaka teny am-pandehanana, dia nisy kalesy afo+ sy soavaly afo nampisaraka azy roa lahy. Ary niakatra ho any amin’ny lanitra tao anaty tafio-drivotra i Elia.+

  • Salamo 68:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 An’aliny ny kalesin’adin’Andriamanitra, eny, arivoarivo.+

      Avy tany Sinay i Jehovah no nankao amin’ny toerana masina.+

  • Zakaria 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nanopy ny masoko indray aho ka nahita kalesy efatra nivoaka avy teo anelanelan’ny tendrombohitra roa, ary varahina ireo tendrombohitra ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara