FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nivavaka i Elisa+ hoe: “Jehovah ô, ampahirato re ny masony+ mba hahitany e!” Avy hatrany dia nampahiratin’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary indreo feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra manodidina an’i Elisa.+

  • Salamo 68:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 An’aliny ny kalesin’adin’Andriamanitra, eny, arivoarivo.+

      Avy tany Sinay i Jehovah no nankao amin’ny toerana masina.+

  • Habakoka 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Amin’ny renirano ve, Jehovah ô, amin’ny renirano ve ianao no tezitra mafy?+ Sa misafoaka amin’ny ranomasina ianao?+ Fa nitaingina ny soavalinao ianao,+ ary ny kalesinao no nitondra famonjena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara