Salamo 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy azo antenaina hahazoana famonjena ny soavaly,+Sady tsy mahavonjy na dia matanjaka be aza.+ Ohabolana 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Voaomana ho amin’ny andro fiadiana ny soavaly,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+