1 Tantara 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Joasy niteraka an’i Amazia;+ Amazia niteraka an’i Azaria;+ Azaria niteraka an’i Jotama;+ 2 Tantara 27:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jotama+ sy ny ady rehetra nataony ary ny zava-bitany rehetra, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Israely sy Joda. Matio 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ozia niteraka an’i Jotama;Jotama+ niteraka an’i Ahaza;+Ahaza niteraka an’i Hezekia;+
7 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jotama+ sy ny ady rehetra nataony ary ny zava-bitany rehetra, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Israely sy Joda.