15Ary i Davida mbola nanao trano+ hafa ho azy tao amin’ny Tanànan’i Davida. Dia nanomana toerana+ ho an’ny Vata masin’Andriamanitra izy, ka nanangana tranolay ho azy io.
4 Ny Vata+ masin’Andriamanitra kosa efa nentin’i Davida niakatra avy tany Kiriata-jearima,+ ho any amin’ilay toerana nomaniny ho azy io,+ satria efa nanangana tranolay ho an’ilay Vata izy, tao Jerosalema.+