21 Dia lasa nandositra izy ka niampita ny Renirano,+ niaraka tamin’izay rehetra azy. Ary nitodi-doha ho any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Gileada+ izy avy eo.
7 Niampita ny Reniranon’i Jordana mihitsy aza ny Hebreo sasany,+ mba ho any amin’ny tanin’i Gada+ sy Gileada. Fa i Saoly kosa mbola tao Gilgala, ary tora-kovitra ny olona rehetra nanaraka azy.+