Genesisy 38:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary mbola tera-dahy koa izy, ka nataony hoe Sela ny anarany. Tany Akziba i Joda tamin’ny fotoana niterahan-dravehivavy an’i Sela.+ Nomery 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ireto avy ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sela+ ny fianakavian’ny Selita, avy tamin’i Pereza+ ny fianakavian’ny Perezita, avy tamin’i Zera+ ny fianakavian’ny Zerita.
5 Ary mbola tera-dahy koa izy, ka nataony hoe Sela ny anarany. Tany Akziba i Joda tamin’ny fotoana niterahan-dravehivavy an’i Sela.+
20 Ireto avy ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sela+ ny fianakavian’ny Selita, avy tamin’i Pereza+ ny fianakavian’ny Perezita, avy tamin’i Zera+ ny fianakavian’ny Zerita.