FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary mbola tera-dahy koa izy, ka nataony hoe Sela ny anarany. Tany Akziba i Joda tamin’ny fotoana niterahan-dravehivavy an’i Sela.+

  • Genesisy 38:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia nojeren’i Joda tsara ireo, ka hoy izy:+ “Marina noho izaho izy,+ satria tsy nomeko ho vadin’i Sela zanako lahy.”+ Ary tsy nanao firaisana taminy intsony i Joda.+

  • 1 Tantara 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary ny zanakalahin’i Sela+ zanak’i Joda, dia i Era rain’i Leka sy Lada rain’i Maresa, sy ireo fianakavian’ny mpanenona lamba tena tsara+ avy amin’ny ankohonan’i Asbea,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara