27 Ary akanjo tsy misy tanany, izay vita tamin’ny lamba tena tsara no nanaovan’i Davida sy ny Levita rehetra nilanja ny Vata, sy ny mpihira, ary i Kenania+ lehiben’ny mpihira+ izay nilanja ilay Vata. Nanao efoda+ rongony koa anefa i Davida.
14 Nataony koa ny ridao,+ ka kofehy manga+ sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena, sy kofehy mena antitra, ary lamba tena tsara no nanaovany azy. Ary sarina kerobima no natao sorany.+