FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa nohamasinin’izy ireo i Kedesy+ any Galilia any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Naftaly, sy Sekema+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona, any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda.

  • Mpitsara 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tatỳ aoriana, dia nankany Sekema+ i Abimeleka+ zanak’i Jerobala, ka niresaka tamin’ireo anadahin-dreniny sy tamin’izay rehetra anisan’ny fianakaviamben’ny taranaky ny rain’ny reniny, nanao hoe:

  • Mpitsara 9:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary notafihin’i Abimeleka ilay tanàna nandritra iny andro iny ka nobaboiny. Dia novonoiny ny olona tao.+ Avy eo, dia noravany ilay tanàna+ sady nofafazany sira.+

  • 1 Mpanjaka 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nankany Sekema+ i Rehoboama,+ satria tany no nalehan’ny Israely rehetra mba hanao azy ho mpanjaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara