Josoa 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tsy noroahin’izy ireo ny Kananita+ monina ao Gazera.+ Koa mbola monina any Efraima ihany ny Kananita mandraka androany,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+ Josoa 21:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nomena azy ny tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Sekema+ sy ny kijanany+ eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary koa Gazera+ sy ny kijanany,
10 Ary tsy noroahin’izy ireo ny Kananita+ monina ao Gazera.+ Koa mbola monina any Efraima ihany ny Kananita mandraka androany,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+
21 Koa nomena azy ny tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Sekema+ sy ny kijanany+ eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary koa Gazera+ sy ny kijanany,