Nomery 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada. Josoa 21:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hesbona+ sy ny kijanany, ary Jazera+ sy ny kijanany. Tanàna efatra izy rehetra.
32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada.