Genesisy 35:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+ Genesisy 49:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+ Nomery 26:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ireo no taranak’i Benjamina,+ araka ny fianakaviany avy, ary eninjato sy dimy arivo sy efatra alina no voasoratra anarana.+
18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+
27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+
41 Ireo no taranak’i Benjamina,+ araka ny fianakaviany avy, ary eninjato sy dimy arivo sy efatra alina no voasoratra anarana.+