28 Ary nivory ny zanaky ny mpihira avy any amin’ny Faritr’i Jordana,+ dia avy eny amin’ny manodidina an’i Jerosalema, sy avy any amin’ireo tanàna kelin’ny Netofatita,+
29 sy avy any Beti-gilgala,+ ary avy any amin’ireo sahan’i Geba+ sy Azmaveta.+ Nanorina ny tanàna keliny+ teny amin’ny manodidina an’i Jerosalema mantsy ireo mpihira.